Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

Anaka, apetraho ao anatin’ny Foko ireo tranga rehetra izay hiainanao, ary izay hatsapanao fa hanararàotana anao ; ialao araka izay vitanao ireo fifandirana. Banjino ny fitondrantenako manoloana an’ireo izay nifanatrika Tamiko. Hanovozanao hery vaovao izany, izay afahanao miaina sahady ny fitondratena ao amin’ilay Fiaraha-monina Vaovao, izay tena samy hafa amin’ny fitondrantena eo amin’ny fiaraha-monina amin’izao fotoana.

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

image
Hevitra anio
1 Okt 2026
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
1 Okt 2026
Description par défaut
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description par défaut
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady