HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


image

Ry zanako malalako, ny fanatonanao akaikikaiky kokoa ny Foko no ahitanao fiarovana izay tediavinao fa tsy ireo zavatra ivelany. Tena ao aminao tokoa Aho. Manaraka anao andro aman’alina Aho, aza matahotra na inona na inona satria eo aminao mandrakariva Aho na aiza na aiza misy anao, na inona na inona ataonao. Vady mahatoky Aho.

image