Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 14

1 Jol 2025

Ry zanako, R’ilay Bitikako, raha mba fantatrao manko ny maha zava-dehibe an’ireo zavatra iainanao ankehitriny, tsy hangataka zavatra hafa amiko intsony ianao. Izaho izay mahalala ny zavatra rehetra, fantatro tsara ireo izay ilainao rehetra anio. Matokia Ahy, tiako ianao.

image

Rechercher sur le site