Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 3

18 Jol 2024

Ry zanako malalako, maniry ny ahita anao iombona amin’ny Zanako, Jesoa, Aho, tahaka an’i Jesoa iray amiko ; dia hikoriana ao aminao ny Fitiavako. Raha miha mikoriana bebe kokoa ao aminao ny Fitiavako, dia vao maika ny Fisainanao ho tonga toy ny Fisainako, izany hoe tsiloviko tanteraka.

image

Rechercher sur le site