Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 43

7 Sep 2026

R’ilay Bitikako, aoka ianao tsy hatahotra ; tohizo ny firosoanao manatona Ahy, avelao ho tantanako ianao. Izaho no Mpampianatra anao. Tariako ianao hatramin’ireo antsipirian’ny fiainanao. Tohizo ny manome Ahy ny fanaikenao. Tiako ny mahita anao manaiky sy mandray izay tiako omena anao. Amin’izay ianao lasa « Fitiavana ».

image