Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 95

23 Sep 2026

Anaka, izay miendrika sedra dia loharanom-pahasoavana mandrakariva sy tso-drano ho an’ireo izay manaiky ireny sedra ireny. Ekeo ny miaina an’izy ireny rehefa avy apetrakao tanteraka eo am-pelatànan’ny Ray ireny sedra ireny. Tiako tokoa ianao.

image