Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 113

25 Sep 2026

Anaka, mandrosoa, ary isaky ny handroso ianao dia hidaraboka tsirairay avokoa ireo sakana rehetra. Aza mihorohoro. Mianàra mametraka ny fitokisanao Amiko, miaraka aminao foana Aho… Iriko ho Ahy tanteraka ianao, tohizo ny mihaino mandrakariva Ahy. Tantanako ianao ary tena tiako.

image