Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 166

1 Jan 2025

Anaka, raha mba fantatrao ny Fitiavana izay misy any An-danitra, raha mba fantatrao ny Fitiavana izay tian’ny Ray harotsaka ao aminao sy ao amin’ireo zanany ety an-tany. Raha mba fantatrao ireo vokatry ny Fitiavana ao anatin’ny fo iray rehefa tena raisina feno izy, dia tsy haniry zavatra hafa ankoatran’ny Fitiavana ianao. Tiako ianao.

image

Rechercher sur le site