Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 5

20 Sep 2026

Ry Bitikako, nomena fahefana ianao hatsapa ny fisiako ao aminao na dia eny ampanaovina ireo raharahanao aza ianao. Ataoko ho fonenako ianao ! Mirehi-pitiavana ho anao Aho ! Sokafy fotsiny ny tànanao handray Azy. Tena eo Aho, ao anatinao.

image