Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 63

12 Sep 2026

Anaka, ny fitiavan’ny Ray voarainao tsara no afahanao miaina ao antin’ny hafaliana be na dia ao anatin’ny fahoriana maro aza ianao. Ny ao anatinao ihany no mitondra fahasambarana ho anao fa tsy ny manodidina ivelanao. Ny fisokafanao amin’ny Fitiavako no hatsapanao bebekokoa hatrany io harena io.

image