Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 77

4 Feb 2025

Ry zanaky ny Foko, ianao izay novolavolaiko tamim-pitiavana tokoa, maniry ny handray anao eto an-tsandriko Aho ary hamihana ny fonao eo amin’ny Foko mba hatsapanao ny Fitiavako. Tsy manana afa tsy fitiavana ho anao Aho ; sokafy midanadana kokoa ny fonao. Raha sarotra ho anao ny manokatra azy, omeo alàlana Aho ary dia avy amin’ilay “Eny” tanteraka sy tsy misy fepetra, dia ho tanterahako izany.

image

Rechercher sur le site